Teny iditra | ray nanangana | |
Singan-teny | ray ; manangana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Lehilahy niseho teo anatrehan' ny fokonolona sy ny fanjakana ho nanjanaka zaza iray izay ho afaka handova azy [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |