Teny iditra raha tsy manantena ho lahy ve hianefitra
Singan-teny raha tsy ; manantena ; ho ; lahy ; mianefitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fa raha tsy manana fahavononana, tsy tokony handray adidy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20