Teny iditra | rafetana (rafitra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza 1) zavatra asiana na petahana zavatra hafa: Norafetako tehamaina ny takoiany 2) olona iadiana, ifampitolomana: Norafetany tampoka ny zandriko ka fanina [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Sur quoi on place, on applique quelque chose Avec qui on en vient aux prises, on se querelle [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | añatrefa, faterana, rafetana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |