|
|
|
|

Teny iditra1  Rabevoina
Singan-teny  2  be, voina
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Teny tsy manaja loatra iantsoana olona efa maty, izay matetika atao hoe Itompokolahy na Itompokovavy: Iza no tsy mahatsiaro ny nataon-dRabevoina Ranona?
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] A disrespectful word used in speaking of the dead, the late so-and so, the deceased.
Ohatra  6  Hitan-tsikidy lahy izany rabevoina maty teto izany. [2.293]
Voambolana  7  Teny fanajana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/21