Teny iditra |
poa-
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe poaka
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
poa
|
Sokajin-teny | tenim-piontanana
|
Fanazavàna teny malagasy | Teny enti-milaza ny feo heno rehefa mandrehoka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | An interjection of dislike accompanied by spitting [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Exprime le bruit fait en crachant [1.3]
|
Ohatra | Dia mandrora izy hoe: "Poa!"
[2.69]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
poa
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Teny voateny raha misy zavatra ratsy maharikoriko, zava-tsy tiana na mahasosotra:
Poa! ataoko inona akory iny! Teny voateny raha maharay zava-maloto ny zaza, ka asaina ariany io voarainy io:
Poa! maloto iny fa ario! [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Terme de mépris: fi! fi donc! [1.3]
|
Ohatra | Poa toy izay anefa, injay.
[2.445]
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
Poa
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Puah [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Pua [2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|