Teny iditra | pendrampendrana (pendrana) | |||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Jembijemby, tsy mahita tsara noho ny hazavana mitaratra [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Flickering, blinking [1.2] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qui clignote, qui est ébloui par la lumière [1.3] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Tovy hevitra | pendrana | |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |