Teny iditra pasoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanalamana, fanalana ny ketronketrona amin' ny fitafiana amin' ny alalan' ny vy nohafanaina ka asosa ary tsindriana eo amboniny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Smoothness, sleekness. See kasoka, kasika, safo [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Acton de polir, de lisser, de repasser du linge
Action de bien limer un discours [1.3]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31