|
|
|
|

Teny iditra 1  paohina
Fototeny  2 paoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Faohina avy hatrany ary amim-pahakingana: Nopaohin' ny papango ny akohokely
9 Alaina an-keriny avy hatrany dia entina mandositra: Nopaohin' ny tontakely daholo ny fitafiany rehetra tao an-trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be snatched, to be carried off [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on enlève lestement, qu'on rafle: Nopaohin' ny papango ny akoho kely (La papangue a enlevé les petits poulets) ~ Nopaohin' ny mpangalatra ny fitafiako rehetra teto an-trano (Les voleurs ont raflé tous mes vêtements dans la maison) [1.3]
12 qu'on saisit, qu'on emporte [1.8]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 anapiho, 15 anapohy, 16 anipaho, 17 ipohana, paohina, 18 poahina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21