Teny iditra -panao (tao)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe fanao
Ohatra 
1Ireo fomba amam-panao ampisehoana a! [1.38]
2Fomba fanabeazana lehibe iray koa ny fomba amam-panao. [2.606]
3fa mitovy avokoa ny olona mitovy ny fomba amam-panaony, mitovy ny finoana arahiny. [2.445]

Teny iditra panao (tao)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Vezo] Acteur, agent, ouvrier, travailleur [1.68]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/10/11