Teny iditra |
fanao
(tao)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manao: Izao no fanao mofo ramanonaka Fomba arahina mahazatra: Samy manana ny fanaony ny firenena rehetra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Mod. s. from manao (tao).] Usual mode of doing anything, a custom. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu'on peut faire, les usages, les coutumes, manière de faire [1.3]
|
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
fanao
(tao)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Azo atao: Tsy fanao akanjo ny taratasy [1.1]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
fanao
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Merina]
(de tao : action de fabriquer, de construire). Piptadenia sp. (Fabaceae).
Bois brun, très dur, dont l'intérêt fut souligné par Jean Laborde (voir
fano).
[1.196]
|
Anarana siantifika | Piptadenia sp. |
Voambolana |
|