Teny iditra |
paiso
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Hazo fihinam-boa, izay matsiro sady be ranony ny voany ary misy taolany: Tafatsiry indray ny maitso / Eo an-tokotaninay / Rako-pelana ny paiso / Mavokely ranoray. (Dox) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The peach tree; its fruit [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Pêche; pêcher [1.8]
|
| [Merina]
(du français : pêche). Nom donné aux pêches et aux prunes, ainsi qu'aux arbres qui les produisent : Prunus persica L. Batsch. ( Rosaceae), le pêcher.
Voir aussi
paisogasy,
pesolahy.
Prunus domestica L. ( Rosaceae), le prunier ; Voir
paisombazaha .
Ces arbres fruitiers originaires des régions tempérées prospèrent bien sur les hauts plateaux et donnent lieu à des cultures assez importantes.
L'Institut de la Recherche Agronomique de Madagascar (I.R.A.M.) a publié en 1964 un traité d'arboriculture fruitière adaptée à Madagascar, en 2 volumes, dû à P. Montagnac.
C'est actuellement l'ouvrage le plus complet sur la question.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Prunus domestica, Prunus persica |
Ohatra | Foto-paiso ringidringitra no mijoro toa mpiambina sahabo ho indroa mandingana miala amin' ny lalana.
[2.470]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Zanakanarana |
|
Ny fihaviany | Frantsay: pêche.
|
Tsipelina hafa |
Ohabolana |
|
Teny iditra |
Paiso
|
Singan-teny | paiso |
Sokajin-teny | anarana (lohatenin-tononkalo)
|
Mpanoratra | Razakandraina Jean Verdi Salomon |
Lahatsoratra |
Tafatsiry indray ny maitso
Eto an-tokontaninay,
Rako-pelana ny paiso
Mavokely rano iray
Tafafoha maraina aho
Hifoka izato rivo-manitra
Eny an’elanelan-taho
Manga ery ny volon-danitra
Eny ambony rantsan-kazo
Indreny vorona mivazo
Am-panaovana ny akany...
Toa hisy azy fatratra
Ny lohataona vao misantatra
Any ambanivohitra any !
|
|
Voambolana |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
|