|
|
|
|

Teny iditra 1  ononina
Fototeny  2 onona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tonena, lefahana: Onony ny hatezerana ka aza avela ho tratran' ny andro maraina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be condoled with, to be soothed. [1.2]
10 to be comforted [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on calme, qu'on apaise [1.3]
12 qu'on console [1.8]

Fivaditsoratra  13 anonony, 14 nonoina, ononina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20