Teny iditra ny zafy mpanahaka
Singan-teny zafy ; mpanahaka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy |Enti-milaza fa matetika, araka ny fanamarihan' ny Ntaolo, dia manahaka ny raibeny ny zafy; fantatra koa fa tian' ny raibeny fatratra ny zafikeliny, ary izany no nahatonga ny zafy sasany nomena ny anarana hoe "Ratsimbazafy" (tsy mba zafy fa zanaka) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/26