Teny iditra | ny fanambadiana tsy nafehy fa nahandrotra | |
Singan-teny | fanambadiana ; tsy ; afehy ; ahandrotra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny fanambadiana tsy natao tsy ho azo ravana akory. (Marihina fa angamba fitenenana vao niforona tatỳ aoriandriana ihany io fa tsy aratoe-tsaina malagasy hatrany an-tendrony akory, izay azo heverina ho nitrangan' ilay fitenenana hafa fandre matetika manao hoe: Ny fanambadiana lamban' akoho ka faty no isarahana) [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/23 |