Teny iditra ny diavolan-ko lava, ny kilalao mbola ho ela
Singan-teny diavolana ; ho ; lava ; kilalao ; mbola ; ela
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-manome fankaherezana olona, izay tsy nahomby na tsy nandray aniara tamin' ny asa na kilalao na fifaninanana iray ka ilazana aminy fa mbola misy fotoana hahazoany manarina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/02