Teny iditra | noho ny hafenoan-drano be loatra | |
Singan-teny | noho ; hafenoana ; rano ; be loatra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fialan-tsiny ataon' ny mana-manjo tsy afaka nampandre ny havana aman-tsakaiza rehetra noho ny ranomaso na alahelo be loatra tsy nahafahana nikarakara izany [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |