Teny iditra | nisava > isavana (sava) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Ohatra | Dia nilaozany ny omby, narahiny an-jamba ny hery nitarika azy, tsy nitondra afa-tsy ny tehina isavana, tanatin' ny hazo madinika, ny fiakarana izy.
[2.270] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | asivana, isavana, vasiana |
Teny iditra | nisava > misava (sava) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitady, mikaroka: Misava ilay gadralava nandositra ny polisy Mijery, mitsirika, mizaha fatratra: Misava ny trano misy ankizy mararin' ny donika ny mpikarakara ny toe-pahasalamana Mijery izay tsy manana: Misy polisy misava karatra ao Manala izay manentsina, na manelingelina: Ianao no aoka hisava lalana fa izaho hanaraka avy ato aoriana Manadihady, mamototra: Tia ny misava ny fotojavatra izy rehefa mianatra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To clear up, to disperse; to inspect something in detail [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Dégager, disperser, dissiper; se dissiper; fouiller, faire des perquisitions [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Teny iditra | nisava > misavà (sava) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misava | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Fivaditsoratra | misava, mivasa |
Teny iditra | nisava > misàvaka | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Misaraka, mifanalavitra, mitresaka: Mitomoera soa fange misavaka ny seza (Mipetraha tsara fandrao dia mitresaka ny seza) [1.78] | |
Fivaditsoratra | misava, mivasa |