Teny iditra ngorodona (ngodona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny rodorodon' ny famindran' ny olona na ny biby maro tafara-dia. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The sound produced by the feet of a multitude in motion. Comp. rodona, ngodona. [1.2]
 The sound of feet [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Plancher, dalle
Le bruit produit par les pas sur un plancher, le retentissement des pas d'une foule qui marche, des pas des chevaux, des boeufs [1.3]
 Le bruit de pas [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
Tovy hevitra gorodona

Teny iditra ngorodona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo voarary atao fandiavana amin' ny efitra: Rairain-drihana no ipetrahan' ny ngorodona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A floor [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Plancher [1.8]
Tovy hevitra gorodona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05