|
|
|
|

Teny iditra 1  nantsonantsonina
Fototeny  2 nantsonantsona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 ilazana ny zavatra mahabasivava, pentsompentsonina: Inona no nantsonantsonin' iny vehivavy iny tao amin' ny fivoriana? [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20