Teny iditra nantsonantsona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Habasiambavan' olona miteny haingana momba itsy fakofakonjavatra rehetra itsy
Mitovy hevitra: kamentsona ~ karijo ~ nentsonentsona ~ pentsompentsona ~ taria ~ tsaotsaombava ~ vatsavatsa [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31