Teny iditra mpifatotra (fatotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mpigadra, olona voatana ao amponja [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Celui ou ce qui est attaché [1.3]
Ohatra 
1Tsy Ramagozy io mpifatotra io fa olona hafa! [2.357]
2Rehefa afaka kolikely dia niditra ny mpifatotra. [2.587]
3nentina teo avokoa ny mpifatotra afa-tsy Rafaravavy. [2.649]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31