Teny iditra mpanazava (zava)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Celui qui éclaire [1.3]
Ohatra 
1Masoandro sy volana mpanazava izay maizina. [2.245]
2Kanefa misaotra an' Andriamanitra izahay fa tsy maty masoandro mpanazava, tsy resy andrianombana, tsy folak' andry niankinana, ary tsy toro vato fandiavana. [2.587]
Kamban-teny 

Teny iditra Mpanazava
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Éclaireuses et Éclaireurs Unionistes [3.1]
Voambolana 
Habaka http://www.mpanazava.org/mpanazava/index.php

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18