Teny iditra mpanandro (andro)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Astrologue, diseur de sorts [1.3]
 (de andro : le jour). Astrologue ; celui qui choisit les jours fastes ou néfastes, les dates des cérémonies familiales, etc. Il peut intervenir dans certains traitements mais seulement pour en apprécier l'opportunité. Beaucoup d'Européens l'ont confondu avec le mpimasy, spécialiste du traitement par les plantes, ou avec le mpisikidy. [1.196]
Ohatra 
1avy tany Persia, ombiasy sy mpanandro. [2.508]
2Alaina mpisikidy, alaina mpanandro, tsy misy vokany! [2.528]
3Samy nanatona mpanandro ny ray aman-dreny roa tonta. [2.245]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20