Teny iditra mpaka (aka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ireo antokon' olona miaraka amin-dRazazalahy maka an-dRazazavavy amin' ny andro fampakarana (mifanohitra aminy: mpamoaka) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Celui qui prend
L’envoyé auprès de la fiancée pour la conduire au mari [1.3]
Ohatra 
1Mety ho vahoaka mpandevina koa no ho tonga fa tsy mpaka lovia. [2.643]
2Ny mpaka tahaka be fahatany dia «tsy Imamo tsy Imerina» no iafarany. [2.436]
3Moa mba efa voadinikao fa olona mpitsako sy mpaka mora izay ny Malagasy? [2.296]
Ohabolana 

Teny iditra mpaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tandroy] (de aka : simulation d'ignorance, feinte). Le mpaka ou mpanaka, c'est le farceur, celui qui fait des plaisanteries. Les fleurs de cet arbuste avec leur ovaire longuement saillant et leurs fruits qu'on compare à un symbole féminin sont l'objet de multiples plaisanteries. Boscia longifolia Hadj-Moust. (Capparaceae). Ref. H.Perrier 18661. On leur attribue des propriétés aphrodisiaques, sans doute en rapport avec la symbolique évoquée plus haut. [1.196]
Anarana siantifika Boscia longifolia
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20