Teny iditra |
monga
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Tapa-tandroka, maty zoro, mondro [1.1]
|
| [Betsileo]
Enti-milaza irony tandrok' omby sampona ka zara raha misy ny ilany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Having lost a part of a limb, etc. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | écorné, coupé [1.3]
|
Sampanteny |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Sary |
|
|
Teny iditra |
monga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Son [1.13]
|
| [Betsileo]
Partie la plus fine du son de riz ;
appelée ampombo malemy en Imerina. D'après Dubois.
[1.196]
|
Voambolana |
Mpanahaka |
ampombo ~
lila |
|