|
|
|
|

Teny iditra 1  mizahozaho
Fototeny  2 izahozaho
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao ny tena ho zavatra; manambony tena; rehefa miteny tsy manankotenenina afa-tsy ny "izaho, izaho", fatra-pilaza tena raha miresaka
9 Mitompo teny fantatra
10 Mandidididy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 Parler toujours en son nom, alors qu'il faudrait parler au nom de plusieurs, se mettre toujours en avant, s'attribuer le mérite, la prééminence, le principal rôle. [1.3#287]
12 Se mettre toujours en avant, s'attribuer le principal rôle, être prétentieux, faire l'important (synonymes matin-kambo, mizitizity). [1.5]
Ohatra  13  Vokatr' izany, dia olona miavona, mirehareha, mizahozaho, manao tsinontsinona ny namany, izany no saika hita hatraiza hatraiza. [1.317#]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 mihazohazo, mizahozaho

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21