|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mivindavinda
Fototeny  2 vindavinda
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miteny an-katezerana, mikitakita [1.1]
Tovy hevitra  9 mivindaka

Teny iditra (2/2) 10  mivindavindà
Fototeny  11 vindavinda
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivindavinda [Fitanisana]

Fivaditsoratra  mivindavindà, mivindavinda

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15