Teny iditra mividiana (vidy)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mividy [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Buy [1.26]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Eny ary, hoy izy, mividiana lamba folo metatra. [2.606]
2Mividiana gazety hahitan' ialahy ny lalàmpanjakana mivoaka [2.643]
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/12/13