|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsimoka |
| Fototeny | 2 tsimoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Maniry tsimoka: Mitsimoka daholo ny hazo fa lohataona tokoa ny andro
8 Vaky vazana: Mitsimoka sahady ny tsaramaso namboleko herinandro [1.1] 9 mitsiry [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 bourgeonner, germer
[1.13] |
| Ohatra |
11 Rahefa vonto rano andro vitsivitsy ny akotry ka manomboka mitsimoka, izay vao aparitaka:
[2.472#164]
|
| Voambolana | 12 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 mamotsiky, mitsimoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|