|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitrosa
Fototeny  2 trosa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mividy zavatra izay tsy aloa eo no ho eo ny vidiny fa angatahana andro: Mitrosa hena
9 Misambotra: Nitrosa vola ariary folo tamin-dRakoto izy fa tsy nanamboia hamidy vary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to go into debt for something; to owe [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 acheter à crédit; s'endetter [1.8]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mitrosa

Teny iditra (2/2) 13  mitrosa
Fototeny  14 trosa
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitrosa [Fitanisana]

Fivaditsoratra  16 matsiro, 17 misotra, mitrosa, mitrosà, 18 mitsora, 19 stirôma, 20 tsy maro

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/07