|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitototra
Fototeny  2 tototra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mirakotra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be covered; to be filled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 Ãªtre comblé [1.3#736, 1.8]
11 Ãªtre couvert [1.3#736]
12 Ãªtre rempli, couvert de terre, etc [1.8]
Ohatra  13  Eny, tsilo tsy eran' ny ainy, tsy afak' omby izaitratra ary raiketa mitototra bozaka alin-kisa no nananty ny faladian' ireo ka izay rehetra voatsatoka dia namonjy nisikotra ny azy aloha [2.895#]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how mitototra
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 16  mitototra
Fototeny  17 tot
Sokajin-teny  18  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
19  Ny ankehitriny :
20  Ny lasa :
21  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  22 Milefaka (hozatra) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  23 Se détendre, se dit des nerfs, palpiter [1.3#736]

Fivaditsoratra  mitototra, mitotòtra

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15