Teny iditra | mitehin-doha | ||
Singan-teny | mitehina ; loha | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny lakana izay avy any an-dohany no ivoizana azy Enti-milaza koa ny fiandohan' ny fahatongavana [1.1] | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mitehin-doha io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04 |