Teny iditra mitaraiky (taraiky)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Adaladala, mitandrantandrana
(fiteny somary baranahiny) Mitavozavoza ka tonga tratra aonana, diso fotoana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Foolish, awkward [1.2]
Fanazavàna teny frantsay être niais, ne pas faire attention [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20