|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitalagaga
Fototeny  2 talagaga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampiseho figagana izaitsizy: Nitalagaga izy nahita ity vy be miainga avy ety ambonin' ny tany dia miakatra eny ana habakabaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be struck with amazement [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 être étonné, ébahi [1.8]
Tovy hevitra  11 mitolagaga

Teny iditra (2/2) 12  mitalagaga
Fototeny  13 talagaga
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#655]

Fivaditsoratra  mitalagaga, mitalagagà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15