Teny iditra | 1 misolo voina |
Singan-teny | 2 misolo, voina |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] misolo loza, manolo-tena mba hiharan' ny loza eo amin' ny toeran' ny hafa |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to take someone's place in suffering |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] prendre sur soi les souffrances d'autrui |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |