Teny iditra |
misary
(sary)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manao tahaka ny, mody...: Misary adala reninareo, rankizy, miaraka amin' ireo tovovavy ireo [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To pretend something [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ressembler à, feindre, simuler [1.3]
|
| Faire semblant [1.8]
|
Ohatra | Avy eo miseho ny tantara rehetra misary fanarabiana;
[2.470]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
misary
(sary)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mitsirika, misafo Mitady toerana, mitady lalana hitsofohana, mitsapa. [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Inspecter, examiner, sonder; visiter le panier de pêche et l'enlever [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
misary |
Ny lasa : |
nisary |
Ny hoavy : |
hisary |
Filaza mandidy : |
misaria |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
misary
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
mamangy
[1.78]
|
|