|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mirodana
Fototeny  2 rodana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mianjera ambony ambany, mikoa, mihotsaka: Nirodana ny tambohonay azon' ny ranonorana nijojo tsy an-kijanona
9 Rava: Nirodana ny fanantenana
10 Mianjera, mivarina: Tao ankady avara-trano no nirodana ny mpangalatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to fall down, as a wall [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 s'écrouler, s'ébouler [1.8]

Teny iditra (2/2) 13  mirodàna
Fototeny  14 rodana
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirodana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  16 amindrao, 17 maidrano, 18 manodira, 19 marodina, 20 midaròna, midarona, mirodana, mirodàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/07