Teny iditra | miloloha tsy mihalana | |
Singan-teny | miloloha ; tsy ; mihalana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manao kitoatoa toy ny manomboka raharaha nefa tsy maminavina akory ny vola holanina amin' izany [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Se lancer dans une affaire au hasard, c' est vouloir porter une chose sur la tête sans y mettre un coussinet [2.415] | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/03 |