Teny iditra | milavo loha | |
Singan-teny | milavo ; loha | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Resy ka mametra-piadiana eo an-tongotry ny mpandresy [1.1] | |
Tovy hevitra | milavo lefona | |
Fivaditsoratra | milavo loha, milolohava |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |