Teny iditra | mikipika (kipika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miala erỳ, mihifika [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Détacher, comme des éclaboussures, se retirer: Nony nandre fa misy fanompoana izy, dia nikipika lavitra (Lorsqu’il a appris qu’il y avait quelque corvée à faire, il s'en est allé bien loin) [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | mikipaky, mikipika |
Nohavaozina tamin' ny 2024/02/06 |