Teny iditra mikera (kera)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misaratsaraka (fiteny indrindra amin' ny vary avala hangatsiatsiaka mba hitsi-drano ka ho henjankenjana) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikera
Ny lasa : nikera
Ny hoavy : hikera

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20