Teny iditra kera
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanasaratsarahana hitokantokana arakarazana; fandantolantoana mba tsy hikambana na hifatratra loatra [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra kerakera

Teny iditra kera
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Kahefa, mety ho [1.78]
  [Tanosy] Kanjo, toa [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31