|
|
|
|

Teny iditra 1  mikabedy
Fototeny  2 kabedy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miteny lava mananatra na manakiana: Mikabedy lava koa Ramatoa io [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Parler sans cesse, gourmander sans cesse [1.3#302]

Fivaditsoratra  10 mibedika, 11 midebaky, mikabedy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20