|
|
|
|

Teny iditra 1  mijononoka
Fototeny  2 jononoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Avy tsy miato (orana); mikoriana tsy an-kijanona (ranomaso): Herinandro izao mijononòka foana ny ranonorana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to flow abundantly but silently [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 couler, tomber abondamment et doucement, comme la pluie, les larmes [1.3#300]
10 couler abondamment et doucement [1.8]
Ohatra  11  Indray takariva dia nijononoka fatratra ny ranonoram-baratra [2.324]

Nohavaozina tamin' ny 2026/05/23