|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mihondrahondra
Fototeny  2 hondrahondra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 [Tanosy] mitepotepo [1.78]
8 Mihofahofa (filaza amin' ny zavatra mivondrona na midoroboka mihevingevina raha tsofin' ny rivotra); mivondrona ka mihetsiketsika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Branler, trembler, s'agiter [1.3#265]

Teny iditra (2/2) 10  mihondrahondra
Fototeny  11 hondrahondra
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13 Malemy, lehibe sady malemy [1.1]

Fivaditsoratra  14 mihandrohandro, mihondrahondra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20