|
|
|
|

Teny iditra 1  mihatokatoka
Fototeny  2 hatokatoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Manetsiketsika ny loha amim-pieboeboana kely [1.1]
Ohatra  8  Mitehaka ny Andriambaventy rehetra dia mihatokatoka - resy lahatra. [2.528#]
9  Ny lehilahy kosa efatra, mandroso, miverina, manao dia tsaikona, miondrika, mihatokatoka ka mihofahofa mbamin'ny sofin'ny satroka penjiny. [2.356#]

Fivaditsoratra  mihatokatoka, 10 mihotakotaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20