|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mifingafinga
Fototeny  2 fingafinga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Sahirana mamindra matetitetika: Nododonana Rasoa fa maika ny fiarakodia; inty izy mifingafinga ao anatin' ilay zipony tsy mandingan-tatatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to walk in a loose and awkward manner, as if about to trip. Probably from the movement of the finga, which, having a convex base, is easily made to move about. [1.2]

Teny iditra (2/2) 10  mifingafingà
Fototeny  11 fingafinga
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifingafinga [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]

Fivaditsoratra  mifingafinga, mifingafingà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15