|
|
|
|

Teny iditra 1  mifihifihy
Fototeny  2 fihifihy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mangovitra, mihoron-koditra: Mifihifihin' ny hatsiaka ity zaza ity fa rakofy lamba mafana
9 Mihararetra: Vao nambanako izy dia nifihifihy
10 Mangaihay, kepoka: Nifihifihy teo anatrehan' ny mpitsara ilay voampanga [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 To shiver, to shudder, to quake [1.2]
Ohatra  12  Sady mibaiko izy, no manontany, no manompa, ka i Lidy mifihifihy no manaraka azy eto aoriana sy manao izay lazainy. [2.470#153]
13  Na ny omby aza no karavasiana, hita fa mifihifihy, taitra ary mihorona ny hodiny nandalovan' ilay dian-karavasy. [2.472#46]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20