|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mifantsona
Fototeny  2 fantsona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy fandre afa-tsy amin' ilay fombam-piteny hoe: "indray mifantsona": indray mandeha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to milk from the udder into the mouth. [1.2]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mifantsona

Teny iditra (2/2) 11  mifantsòna
Fototeny  12 fantsona
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifantsona [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]

Fivaditsoratra  mifantsòna, mifantsona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13