|
|
|
|

Teny iditra 1  mifankahalala
Fototeny  2 lala
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mifamaly ny fahalalana, ka ny iray mahalala ny iray, ity faharoa koa mahalala ilay voalohany: Mifankahalala tsara izaho sy Rakoto [1.1]
Ohatra  8  Izany tokoa no mahamamy ny fiaraha-monina amin' ny samy olombelona mifankahalala toetra sy mifankahazo am-po sy fanahy. [2.470#76]
9  asa na hihaona ka hifankahalala izy mirahavavy any ho any na tsia. [2.472#162]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20